|
|
|
|

Teny iditra1 tsipefe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy fotsy kely manaraka ny lavam-peny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a species of grasshopper. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5une espèce de sauterelle. [3.1]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  7tsimpefe
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12