|
|
|
|

Teny iditra1 fanamboloana
Fototeny  2ambolo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny fitaovan' ny vatana enti-mamantatra ny fofona; ny orona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5odorat. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina
Mpanahaka  7 fahitana, 8 fandrenesana, 9 fitsapana, 10 fitsiroana, 11 orona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12