|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manimbolo |
| Fototeny | 2ambolo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to smell.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5flairer, sentir par l'odorat.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ny ampondra dia, mijanona eny amin' ny havoana, manimbolo rivotra hoatra ny amboadia;
[2.996#30.014.006]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10manambolo |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|