Teny iditra | albasitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato fotsy manganohano: Tavoara albasitra [1.1] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Frantsay: albâtre. | |
Fivaditsoratra | albasitra, lasibatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |