|
|
|
|

Teny iditra1 lasibatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana.
4Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io. [1.1]

Fivaditsoratra  5 albasitra, 6 lasibatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12