|
|
|
|

Teny iditra1 karangana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana. [1.1]
Ohatra  4 Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470#]
Tovy hevitra  5karanana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  15 karananga, 16 karangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12