|
|
|
|

Teny iditra1 sokay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4lime. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5chaux. [1.8]
Ohatra  6 Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana. [2.499#]
7 Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48]
Voambolana  8 Simia
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  19 akiso, 20 isoka, 21 kaosy, 22 kiosa, 23 kisoa, 24 osika, 25 saoky, 26 sioka, 27 soaky, 28 sokay, 29 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08