|
|
|
|

Teny iditra1 karanana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana. [1.1]
Voambolana  4 Haibolantany
Tovy hevitra  5karangana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  15vatokaranana
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 Ankarana, 18 karanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02