Teny iditra | marbra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [1.1] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tovy hevitra | vatovandana | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |