|
|
|
|

Teny iditra1 diamondra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely.
4Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5diamant. [1.13]
Ohatra  6 Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5#]
7 Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380#nyfanandratantena]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  17 andramody, 18 diamondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12