|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
4 Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.
[1.2] 6 Me (as object); mine [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
[1.3] 8 A moi, me [1.5] 9 Moi (objet), mien [1.8] 10 [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [1.6] |
| Ohatra |
11 Natoky ahy i Feno.
[2.472#58]
12 Iza no mba tia ahy? [2.471#19] 13 Mivavaha ho ahy koa. [2.499#19] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 aho, 16 ko |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how ahy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 19 ahy |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 tahotra
[1.1] 22 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 soin, sollicitude, soupçon
[1.3, 1.5] 25 inquiétude, souci [1.3] 26 conscience [1.13] |
| Ohatra |
27 Aiza no misy ahy?
[2.5#111]
28 Ny ahy toaka mahery! [2.583#5] 29 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895#70] 30 Asa izay fiheverany ahy. [2.4#64] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 44 Filôzôfia 45 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | ahy, 46 hay, 47 hia, 48 iha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28 |
|