|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiahiana |
| Fototeny | 2ahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5La sollicitude, les soins.
[1.3#8] |
| Ohatra |
6 Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy.
[2.424#]
7 Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina. [2.59#] 8 Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany. [4.27#] |
| Fivaditsoratra | 9 fiahiana, 10 fiaihana, 11 ifiahana, 12 ihafiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|