|
|
|
|

Teny iditra1 aho
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3(Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho.
4Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho".
5Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary).
6-- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra.
7-- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets.. [1.10]
8mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana:.
9Handeha rahampitso vao maraina aho..
10Izaho handeha rahampitso vao maraina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11I, myself.
12This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before.
13[Malay ako, Polynesian au]. [1.2]
14I. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15je, moi.
16Il se met toujours après le verbe.. [1.3]
17je, moi (se place généralement à la fin de la phrase).. [1.5]
18je. [1.8]
19je, moi.
20[cf.
21aussi iaho, izaho].. [Tanala] [1.6]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpanahaka  25 ahy, 26 ko
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 10 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  28 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  29 aho, 30 hao, 31 hoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08