|
|
|
|

Teny iditra1 fiahy
Fototeny  2ahy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara.
5Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra. [1.1]

Fivaditsoratra  6 afihy, 7 fiahy, 8 haify

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12