Teny iditra |
lia
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10]
|
| [Bara]
Dia [1.78]
|
| [Tanosy]
Dia, dy [1.78]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lia
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe
milia sy
lialia
[1.10]
|
| Niavian' ny hoe malia
[1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe
mahalia lalana
[1.10]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Lià
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Lià [2.996]
|
| Leah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Léa [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|