|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malia |
| Fototeny | 2lia |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mora tapaka na vaky: Volotara malia.
[1.1] 5matahotra. [Taisaka, Bara] [1.78] 6kanosa, saro-tahotra, kabaosy. [Tanala] [1.78] 7kamo. [Taisaka] [1.78] |
| Ohatra |
8 Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany.
[2.436#]
9 Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#] |
| Mpanahaka | 10 makiana, 11 marefo |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 malay, 14 malia, 15 miala, mialà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|