|
|
|
|

Teny iditra1 mahalia lalana
Singan-teny  2mahalia, 3lalana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra. [1.10#L.307]
Ohatra  6 Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana [2.606#180]
7 Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza [1.10#L.307]
8 Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato [2.69#32]
9 Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko [2.472#7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11