Teny iditra | Harân > hara- | ||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe haratra | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Akora [1.78] | ||
Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Mother-of-pearl. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Coquille [1.82] | ||
[Sakalava] Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits. D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition. Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196] | |||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tanety, vatolampy [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Rochers [1.82] | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19] | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Arosy (vorona) [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages : Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Loudetia simplex subsp. stipoides | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Fivaditsoratra | hara, raha |
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78] | ||||||||||||
Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A rocky place [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grands rochers [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-poko |
| ||||||||||||
Anaran-toerana |

Fanazavàna teny malagasy | Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1] | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaran' olona |

Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | Harân > haraña | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78] | ||||||||||||
[Tanala] Hantsana, tevana [1.78] | |||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Corail. [1.19] | ||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala] Akora [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sea shells; an eggshell [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Coquillage; coque des oeufs [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78] | ||||||||||||
[Sihanaka] Faty maina [1.78] | |||||||||||||

Fanazavàna teny anglisy | A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > Harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Harana [2.996] | ||||||||||||
Haran [2.996] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Harân [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Aràna | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Harana | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana | ||||||||||||
Fivaditsoratra | harana, rahana |
Teny iditra | Harân > arana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fanaovana izay tiana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > arana (ara) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mesuré [1.82] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > arana (ara) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | Harân > araña | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Tratra [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | Harân > araña | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | Harân > arana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > Aràna | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Aràna [2.996] | ||||||||||||
Haran [2.996] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Harân [2.996] | ||||||||||||
Ohatra | — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata
[1.38] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Harana | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna | ||||||||||||
Fivaditsoratra | añara, arana |
Teny iditra | Harân > hara- | ||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe haratra | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Akora [1.78] | ||
Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Mother-of-pearl. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Coquille [1.82] | ||
[Sakalava] Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits. D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition. Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196] | |||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tanety, vatolampy [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Rochers [1.82] | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19] | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Arosy (vorona) [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Teny iditra | Harân > hara | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages : Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Loudetia simplex subsp. stipoides | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Fivaditsoratra | hara, raha |
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78] | ||||||||||||
Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A rocky place [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grands rochers [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-poko |
| ||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1] | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaran' olona |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | Harân > haraña | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78] | ||||||||||||
[Tanala] Hantsana, tevana [1.78] | |||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Corail. [1.19] | ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala] Akora [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sea shells; an eggshell [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Coquillage; coque des oeufs [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78] | ||||||||||||
[Sihanaka] Faty maina [1.78] | |||||||||||||
Teny iditra | Harân > harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Teny iditra | Harân > Harana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Harana [2.996] | ||||||||||||
Haran [2.996] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Harân [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Aràna | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Harana | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana | ||||||||||||
Fivaditsoratra | harana, rahana |
Teny iditra | Harân > haranka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A provincial word for tratra (the chest) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Poitrine. (tràtra). [1.19] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | harana, rahana |
Harân | ||||
|
| |||
|
|
Harân | ||||
|
| |||
|
|