|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aranana |
| Fototeny | 2arana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to..
[1.2] 6to be indulged, to be spoiled,. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7envers qui on est indulgent;.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12aranina |
| Fivaditsoratra | 13 anarana, Anarana, 14 aranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|