| Teny iditra | ![]() |
iharanandriana > Iharanandriana (harana, andriana) | ||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | |||
| Famaritana malagasy | [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [Ravelojaona 1937] | |||
| Dikanteny anglisy | A rocky mountain some miles to the south of the capital. [Richardson 1885] | |||
| Voambolana | Jeografý: temdrombohitra sy saha | |||
| Tsipelina hafa | Hiharanandriana | |||
| Jeografia |
| |||
| Teny nalaina | Mountain Forum . | |||
| Jereo | ilay vohitra masina roa amby ny folo ao imerina | |||
| Sary |
| |||
| Nohavaozina taminy 2012/05/03 |
|