|
|
|
|

Teny iditra1 manjanaka
Fototeny  2zanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny.
5Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to put money out at interest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7prendre à intérêt. [1.3]
8prendre l'argent à intérêt. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 mananjaka, mañanjaka, 15 manjanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31