|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kijanajanaka |
| Fototeny | 2zanaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny.
5Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy. [1.1#490] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos.
[1.3#329] |
| Voambolana | 7 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|