|
|
|
|

Teny iditra1 hazo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa no tiako indrindra.
4Mafy tsy azo alefitra, mahia kaozatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a tree or shrub; wood of all kinds.
6fig.
7hard.
8[mal.
9Kayu.]. [1.2]
10a tree; wood. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11bois. [1.8, 1.13]
12un arbre. [1.8]
13arbre. [1.13]
14(toute l'île) (du dayak, kayu, batak, hayu, etc. ; on peut trouver des mots voisins dans toutes les langues malago-polynésiennes).
15Nom générique des arbres et des bois qu'on en tire ; par extension tout ce qui est dur : exemple hazon-damosina (de lamosina : le dos) : la colonne vertébrale.
16Mot souvent employé en composition : hazo-fotsy , mitsangan-kazo-fotsy, hazo-lahy, hazo-manga.
17Nous écrivons ces mots composés avec un trait d'union tandis que nous écrirons en un seul mot les noms propres à une ou plusieurs espèces végétales.
18Le mot hazo se rencontre aussi dans de très nombreux noms de localités.. [1.196]
Ohatra  19 Indro ilay trano eo anaty hazo, mangina [2.499#]
20 Avy eo, nisisika teny an' elanelan' ny hazo izy [2.117#]
21 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina [2.857#]
Haiendriteny 
22 Tsotra :
23 Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  25 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Ampahany 
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 252 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  32Randzavola: hazo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  33 hazo, 34 zaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02