|
|
|
|

Teny iditra1 mampanjanaka
Fototeny  2zanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo arivo tamin' io taozava-pirenena io aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Prêter à intérêt, placer à intérêt: Nampanjanaka ariary arivo tamin’ ny banky aho (J’ai placé mille piastres à intérêt à la banque). [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12