|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voho
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3lamosina. [Tanala] [1.78]
4Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao.
5Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io. [1.1]
6lamosina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7the back, the back side. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le dos; le revers. [1.8]
9dos. [1.13]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)32 vôho
Sokajin-teny  33 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  34sady. [Bara] [1.78]
35vao. [Bara, Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  36

Fivaditsoratra  37 vôho, voho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03