|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vao |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho.
4Niseho tsy ela izay: Fery vao. 5Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. 6Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 72) Avy... 8tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 93) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay. 10Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Nouveau, récent, neuf, frais, tendre: Homam-bary vao izahay (Nous mangeons du riz nouveau) ~ Mbola vao ireo kiraro ireo (Ces souliers sont encore neufs) ~ Ividiano mofo vao aho (Achetez-moi du pain frais, tendre).
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 42 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 28 vao |
| Sokajin-teny | 29 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30nouvellement, récemment, dernièrement, depuis peu, sur le point de: Vao tonga izy (Il est arrivé récemment, dernièrement, depuis peu) ~ Vao handeha izy (Il est sur le point de partir).
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 31 vao |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33anaran-kazandrano.
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 34 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (4/4) | 35 vao |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37(ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot.
38Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). 39Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). 40Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. 41On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée).. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry 43 Fahasalamana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 44 avo, 45 ova, 46 vao, 47 voa~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|