|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboho |
| Fototeny | 2voho |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4aoriana.
[Tanosy]
[1.78] 5Ao ivoho, ao andamosina: Jereo ao amboho ~ Latsaka ao ambohoko ao ny fihogo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6(am-boho) see voho.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7par derrière.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 ahombo, 10 amboho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|