|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ivoho
Fototeny  2voho
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5behind, on the back side. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6par derrière. [1.3, 1.8]
7derrière, au dos, au revers. [1.8]
Ohatra  8 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
9 fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
10 Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18 ivoho
Fototeny  19voho
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21réciproque. [1.13]
Voambolana  22 Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  23 ivoho, 24 ovohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08