|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanamboho |
| Fototeny | 2voho |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manamboho, izany hoe mampitodika zavatra amin' ny lafy ratsiny na manodina ny lamosina hanatrika.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|