|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miamboho |
| Fototeny | 2voho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona.
5Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo. 6Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... 7no niamboho ny mpanjaka Ra.... [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to turn the back on; to die (of the (sovereign).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9tourner le dos; mourir (en parlant du souverain).
[1.8] |
| Ohatra |
10 Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
[2.472]
11 Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 miamboho, 19 mihomboa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|