|
|
|
|

Teny iditra1 sady
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity.
4fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny. [1.1]
Ohatra  5 sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
6 hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 dasy, 9 disa, 10 sady

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11