|
|
|
|

Teny iditra1 vulgaris    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Citrullus vulgaris  4tsikiry, 5voabe, 6voamanga, 7voanketsihetsy, 8voantango
Cydonia vulgaris  9koaintsy
Lablab vulgaris  10voamahy
Lagenaria vulgaris  11andrivolahy, 12finga
Opuntia vulgaris  13aketa, 14lain-draketa, 15raiketa, 16raketa, 17tsilo, 18voantsilo, 19voantsiloraiketra
Phaseolus vulgaris  20herotrero-tsaramaso, 21hero-tsaramaso, 22kilojy, 23kimesamesa, 24tsaramaso, 25voatelo, 26zarikao

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28