|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voanketsihetsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-javamaniry mifanahaka amin' ny voatango.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4pastèque, melon d'eau.
[1.13] 5(de voa : fruit ; et hetsihetsy : par centaine de milles ; allusion à la faculté avec laquelle ces plantes se reproduisent). 6Nom des pastèques : Citrullus vulgaris Schrad. 7et Citrullus lanatus (Thunb.) Matsum. 8& Nakai (Cucurbitaceae). 9Fruit comestible bien connu. 10Plantes largement naturalisées surtout sur la côte Ouest.. [Merina, Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
11 Talohan' ny niaingan' ny sambo dia nifaninana nividy ilay voankazo mitovitovy amin' ny voanketsihetsy atao hoe pastèque izahay rehetra.
[2.356]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: voankazo |
| Tovy hevitra | 13voatavorano, voazava |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|