|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsaramaso
Singan-teny  2tsara, 3maso
Sokajin-teny  4 anarana
Voambolana  5 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  6mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, soy

Teny iditra (2/2)7 tsaramaso
Singan-teny  8tsara, 9maso
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12beans. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13haricot. [1.8]
14(de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil).
15Phaseolus vulgaris L.
16(Fabaceae).
17Le Haricot introduit et cultivé.
18Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac.
19On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »).
20D'après J.
21Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p.
2296, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté).. [Sihanaka, Merina, Betsileo, Sakalava] [1.196]
Ohatra  23 Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka. [2.445#91]
24 Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; [2.69#77]
25 Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. [2.117#21]
Voambolana  26 Haizavamaniry
Tovy hevitra  27kimesamesa
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  29Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02