|
|
|
|

Teny iditra1 koaintsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4coing, cognassier.
5Cydonia vulgaris. [1.3]
6(de l'anglais quince).
7Cydonia vulgaris Pers.
8(Rosaceae).
9Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.).
10Voir aussi kontsy.. [Merina] [1.196]
Ohatra  11 ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357#]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Tovy hevitra  13kontsy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 kitsoina, 15 koaintsy, 16 tsaikony, 17 tsy añoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12