|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voamena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny.
4-- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50).. [1.1] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 voamena |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(de voa : graine ; et mena : rouge).
11Abrus precatorius L. 12(Fabaceae).. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 voamena |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16(déformation de voamay).
17Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae).. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 voamane, 20 voamena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|