|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latsapaheniny |
| Singan-teny | 2latsaka, 3fahenina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6(latsa-paheniny) twopence less a sixth.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|