|
|
|
|

Teny iditra1 lasiroa
Singan-teny  2ila, 3sy, 4roa
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6(ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7same as ilasiroa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8deux voamena et demi. [1.3]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  10 alasiro, 11 asalory, 12 asilaro, 13 lasiroa, 14 saroaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12