|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lasiray |
| Singan-teny | 2ila, 3iray |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6same as ilasiray.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7un voamena et demi; le seizième de la piastre.
[1.3] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 alasiry, 11 lasiray |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|