|
|
|
|

Teny iditra1 lavoamena
Singan-teny  2ila, 3voamena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena). [1.1]
Voambolana  6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  7ilavoamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12