|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roavoamena |
| Singan-teny | 2roa, 3voamena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Voamena roa (0,40Fr).
[1.1] |
| Ohatra |
6 Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa.
[1.437#]
7 Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|