|
|
|
|

Teny iditra1 latsakafitoventy
Singan-teny  2latsaka, 3fito, 4venty
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventy na 0,15Fr. [1.1]
Ohatra  7 kirobo telo sy voamena sy latsakafitoventy. [2.436#]
Voambolana  8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12