|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vaky |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko.
4Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha. 5Miseho: Vaky masoandro. 6Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony. 7Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8broken, as glass; split; split open.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9brisé, comme le verre; fendu; partagé.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 30 manamika, 31 misaraka, 32 mitsefoka, 33 mivava, 34 miveraka, 35 tapaka, 36 tresaka, 37 triatra, 38 vakyhentana |
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 103 amin' io teny io |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 41 vaky |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro.
44Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
45Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre.
[1.196] |
| Kamban-teny rehetra | 46Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 47 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 48 kavy, 49 kivà, 50 vaky, 51 vika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|