|
|
|
|

Teny iditra1 manamika
Fototeny  2tamika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra: Nanamika tamin' ny vato itỳ rano itỳ. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manamika, 9 manimaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12