|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famakiana
Fototeny  2vaky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampitresahana.
5fandalovana eo afovoany.
6fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso.
7fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif. [1.3]
9fendage. [1.13]
Ohatra  10 Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy. [2.117]
11 ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59]
12 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576]
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14 famakiana
Fototeny  15vaky
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Karazam-panafody atao fampivalanana. [1.1]
Voambolana  18 Fahasalamana

Fivaditsoratra  19 famaikana, 20 famakiana, 21 fanamaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08