|
|
|
|

Teny iditra1 vinaky
Fototeny  2vaky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(misy tsofoka in) voavaky, hovakina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5fendu, cassé, rompu.
6traversé.
7lu, publié.
8accusé, convaincu. [1.3#802]
Ohatra  9 Vato novinaky no nanaovana ity lalana ity [1.1]
10 vinaky ny vatobe eo an-toerana hanaovana fototra. [2.445#73]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Tovy hevitra  14voavaky

Fivaditsoratra  15 ankivy, 16 kivina, 17 vañiky, 18 vikina, 19 vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12