|
|
|
|

Teny iditra1 miveraka
Fototeny  2veraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra.
5Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako.
6Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony.
7Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy!. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8s'ouvrir (en parlant des fruits). [1.196]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12 miravake, 13 miveraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12