|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famaky |
| Fototeny | 2vaky |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamaky.
5Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ce qu'on peut fendre, manière de fendre.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 famaky |
| Fototeny | 9vaky |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12An axe, a hatchet..
[1.2] 13an ax, a cleaver. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14hache.
[1.3#802, 1.8] |
| Ohatra |
15 Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
[1.437#]
16 Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#] |
| Voambolana | 17 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 20Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 21 famaky, 22 mifakà, mifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|