|
|
|
|

Teny iditra1 vadika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fisehoan' ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso.
4Lafy: Vadi-tsarany.
5Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano.
6Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7le rebours, l’envers, l'opposé; le changement, la trahison, la violation d’un traité, d'un contrat, d’un serment, le chavirement, le revirement, le changement de côté ou de flanc. [1.3]
8chavirement. [1.20]
9(toute l'île, mais on prononce valika dans l'Ouest et le Sud).
10La face inférieure d'une feuille, lorsqu'on parle d'une plante.
11Ce nom est surtout utilisé quand la feuille est discolore, par exemple verte au dessus et blanche dessous.
12Principaux dérivés : am-badika : à la face inférieure de la feuille ; avadika : qu'on retourne, en parlant d'une feuille, surtout quand elle est discolore ; mamadika : retourner une feuille.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37Fikambanana 10 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08