|
|
|
|

Teny iditra1 avadika
Fototeny  2vadika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara.
5atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona.
6aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka.
7iodinana: Navadiky ny sakaizany izy.
8afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to be turned over.
10to be changed (of a conversation). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11qu’on retourne. [1.3, 1.8]
12qu’on trahit. [1.3, 1.8]
13qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire.
14qu’on transporte dans un autre tombeau. [1.3]
15dont on change le sujet (conversation). [1.8]
Ohatra  16 Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) [1.3]
17 Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11